1 Kings 16:32 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanangana alitara ho an’ny Baala tao amin’ny trano naoriny manokana ho an’izany tao Samaria izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanangana ôtely ho an’i Baala izy, tao amin’ny tranon’i Baala nataony tao Samaria;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tany Samaria aza dia manao tempoly ho an’i Bahala izy ka nanangana alitara
Malagasy Bible 1865
Ary nanao alitara ho an'i Bala tao amin'ny tranon'i Bala izay nataony tao Samaria izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanangana alitara ho an’ny Baala tao amin’ny trano naoriny manokana ho an’izany tao Samaria izy.
malagasy
Ary nanao alitara ho an'i Bala tao amin'ny tranon'i Bala izay nataony tao Samaria izy.