1 Kings 16:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa izay tamingan’i Basa maty ao an-tanàna dia hohanin’ny alika; ary izay tamingany maty any an-tsaha dia hohanin’ny voromanidina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka ny tamingan’i Baasà maty an-tanàna, hohanin’ny alika, ary ny tamingany maty an-tsaha, hohanin’ny voromanidina.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa ny taminganao izay maty ao an-tanàna dia hohanin’ny alika; ary izay maty any an-tsaha kosa dia hohanin’ny voro-manidina.
Malagasy Bible 1865
Koa izay tamingan'i Basa maty ao an-tanàna dia hohanin'ny alika; ary izay tamingany maty any an-tsaha dia hohanin'ny voro-manidina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa izay tamingan’i Basa maty ao an-tanàna dia hohanin’ny alika; ary izay tamingany maty any an-tsaha dia hohanin’ny voromanidina.
malagasy
Koa izay tamingan'i Basa maty ao an-tanàna dia hohanin'ny alika; ary izay tamingany maty any an-tsaha dia hohanin'ny voro-manidina.