1 Kings 16:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny tantaran’i Basa sisa mbamin’izay nataony ary ny heriny, tsy voasoratra ao amin’ny bokin’ny tantaran’ny mpanjakan’ny Israely va izany?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny sisa tamin’ny asan’i Baasà, mbamin’izay nataony, sy ny herim-po nasehony, moa tsy dia efa voasoratra ao amin’ny Tantaran’ny mpanjakan’i Israely va izany?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny sisa amin’ny tantaran’i Bahasà ary koa ny zavatra hafa nataony sy ny herimpo nasehony dia voasoratra ao amin’ny boky milohateny hoe Asan’ireo mpanjakan’i Israely.
Malagasy Bible 1865
Ary ny tantaran'i Basa sisa mbamin'izay nataony ary ny heriny, tsy efa voasoratra ao amin'ny bokin'ny tantaran'ny mpanjakan'ny Isiraely va izany?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny tantaran’i Basa sisa mbamin’izay nataony ary ny heriny, tsy voasoratra ao amin’ny bokin’ny tantaran’ny mpanjakan’ny Israely va izany?
malagasy
Ary ny tantaran'i Basa sisa mbamin'izay nataony ary ny heriny, tsy efa voasoratra ao amin'ny bokin'ny tantaran'ny mpanjakan'ny Isiraely va izany?