1 Kings 16:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nodimandry any amin’ny razany i Basa dia nalevina tao Tirza. I Elaha zanany no nanjaka nandimby azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nody mandry any amin’ny razany i Baasà, ka nalevina ao Tersà. I Elà zanany lahy, no nanjaka nandimby azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa lasa nodimandry any amin’ny razany izy, dia nalevina tao Tiritsà; ary i Elà zanany lahy no nanjaka nandimby azy.
Malagasy Bible 1865
Ary Basa lasa nodimandry any amin'ny razany, dia nalevina tao Tirza; ary Elaha zanany no nanjaka nandimby azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nodimandry any amin’ny razany i Basa dia nalevina tao Tirza. I Elaha zanany no nanjaka nandimby azy.
malagasy
Ary Basa lasa nodimandry any amin'ny razany, dia nalevina tao Tirza; ary Elaha zanany no nanjaka nandimby azy.