1 Kings 16:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny taona fahenina amby roapolo nanjakan’i Asa, mpanjakan’ny Joda, no tonga mpanjakan’ny Israely tao Tirza i Elaha, zanak’i Basa, ary nanjaka roa taona izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’ny taona faha-26-n’i Asà, mpanjakan’i Jodà, dia tonga mpanjakan’i Israely tany Tersà, i Elà zanak’i Baasà, ary roa taona no nanjakany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny taona faha-26 nanjakàn’i Asà mpanjakan’i Joda no tonga mpanjaka tamin’i Israely i Elà zanakalahin’i Bahasà; ary naharitra roa taona no nanjakàny tao Tiritsà.
Malagasy Bible 1865
Tamin'ny taona fahenina amby roa-polo nanjakan'i Asa, mpanjakan'ny Joda, no vao nanjakan'i Elaha, zanak'i Basa, tamin'ny Isiraely tao Tirza, ary nanjaka roa taona izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny taona fahenina amby roapolo nanjakan’i Asa, mpanjakan’ny Joda, no tonga mpanjakan’ny Israely tao Tirza i Elaha, zanak’i Basa, ary nanjaka roa taona izy.
malagasy
Tamin'ny taona fahenina amby roa-polo nanjakan'i Asa, mpanjakan'ny Joda, no vao nanjakan'i Elaha, zanak'i Basa, tamin'ny Isiraely tao Tirza, ary nanjaka roa taona izy.