1 Kings 16:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nikomy taminy i Zimry mpanompony, lehiben’ny antsasaky ny kalesy fitondrany miady, raha izy nisotro ho mamo tao Tirza, tao an-tranon’i Arza, lehiben’ny lapa tao Tirza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niteti-dratsy hamely azy i Zambrì mpanompony, lehiben’ny antsasaky ny kalesiny. Ka raha ilay nisotro sy nimamo iny izy, tao Tersà, amin’ny tranon’i Arsà, lehiben’ny ankohonany ao Tersà,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa nioko hamely azy i Zimrỳ manamboninahiny sady komandin’ny antsasaky ny mpitondra kalesy. Koa fony i Elà nisotro sy nimamo tao Tiritsà tao an-tranon’i Aretsà filohan’ny tandapa,
Malagasy Bible 1865
Ary Zimry mpanompony, komandin'ny antsasaky ny kalesiny, nikomy taminy, raha nisotro ho mamo tao Tirza, tao an-tranon'i Arza, lehiben'ny tao an-dapa tao Tirza, izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nikomy taminy i Zimry mpanompony, lehiben’ny antsasaky ny kalesy fitondrany miady, raha izy nisotro ho mamo tao Tirza, tao an-tranon’i Arza, lehiben’ny lapa tao Tirza.
malagasy
Ary Zimry mpanompony, komandin'ny antsasaky ny kalesiny, nikomy taminy, raha nisotro ho mamo tao Tirza, tao an-tranon'i Arza, lehiben'ny tao an-dapa tao Tirza, izy.