1 Kings 17:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony lasa haka izany Ravehivavy dia niantso azy indray i Elia hoe: Miangavy anao aho, mba itondray mofo kely eny an-tananao koa aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nandeha naka rano ravehivavy. Nantsoiny izy ary nataony hoe: «Dia mba itondray mofo kely eny an-tananao aho, raha sitrakao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia lasa naka ravehivavy, nefa mbola nantsoin’i Elià indray izy nataony hoe: –Azafady, mba itondray mofo ihany koa aho.
Malagasy Bible 1865
Ary nony lasa naka ravehivavy, dia miantso azy Elia ka nanao hoe: Masìna ianao, itondray mofo kely koa eny an-tananao aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony lasa haka izany Ravehivavy dia niantso azy indray i Elia hoe: Miangavy anao aho, mba itondray mofo kely eny an-tananao koa aho.
malagasy
Ary nony lasa naka ravehivavy, dia miantso azy Elia ka nanao hoe: Masìna ianao, itondray mofo kely koa eny an-tananao aho.