1 Kings 17:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izao no lazain’NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely: Tsy ho lany ny koba ao amin’ny siny kely ary tsy ho ritra ny diloilo ao amin’ny tavoara, mandra-pahatongan’ny andro handatsahan’NY TOMPO ranonorana amin’ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa izao no lazain’i Iaveh Andriamanitr’i Israely: Ny lafarina ao am-bilany tsy ho lany, ny diloilo ao an-tavoara tsy hihena akory mandra-pahavin’ny andro handatsahan’i Iaveh ranonorana eto ambonin’ny tany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa izao no lazain’ny TOMPO Andriamanitr’i Israely: «Tsy ho lany ny lafarinina ao amin’ny tsatokaty, ary tsy ho ritra ny menaka ao amin’ny tavoara mandra-pigadon’ny andro handatsahan’ny TOMPO ranonorana amin’ny tany.»
Malagasy Bible 1865
Fa izao no lazain'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely: Tsy ho lany ny koba ao amin'ny barika, ary tsy ho ritra ny diloilo ao amin'ny tavoara mandra-pihavin'ny andro handatsahan'i Jehovah ranonorana amin'ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izao no lazain’NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely: Tsy ho lany ny koba ao amin’ny siny kely ary tsy ho ritra ny diloilo ao amin’ny tavoara, mandra-pahatongan’ny andro handatsahan’NY TOMPO ranonorana amin’ny tany.
malagasy