1 Kings 17:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nandeha Ravehivavy ka nanatanteraka ny tenin’i Elia, ary izy sy Ravehivavy mbamin’ny ankohonany dia nanan-kohanina elaela ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nandeha ravehivavy, nanao araka ny tenin’i Elia, ka nanan-kohanina ela izy sy ny ankohonany, ary i Elia koa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia lasa ravehivavy ka nanao araka izay nolazain’i Elià taminy; ary dia nanan-kohanina nandritra ny fotoana elaela izy telo mianaka, dia ravehivavy sy ny zanany ary ilay mpaminany.
Malagasy Bible 1865
Dia nandeha ravehivavy ka nanao araka ny tenin'i Elia, ary izy sy ravehivavy mbamin'ny ankohonany dia nanan-kohanina elaela ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nandeha Ravehivavy ka nanatanteraka ny tenin’i Elia, ary izy sy Ravehivavy mbamin’ny ankohonany dia nanan-kohanina elaela ihany.
malagasy
Dia nandeha ravehivavy ka nanao araka ny tenin'i Elia, ary izy sy ravehivavy mbamin'ny ankohonany dia nanan-kohanina elaela ihany.