1 Kings 17:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy lany ny koba tao amin’ny siny kely ary tsy ritra ny diloilo tao amin’ny tavoara, araka ny tenin’NY TOMPO izay nampilazainy an’i Elia.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny lafarina tao am-bilany tsy lany, ny diloilo tao an-tavoara tsy nihena, araka ny tenin’i Iaveh nolazainy tamin’ny alalan’i Elia.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy lany anefa ny lafarinina tao amin’ny tsatokaty ary tsy ritra ihany koa ny menaka tao amin’ny tavoara, araka izay nolazain’ny TOMPO tamin’ny alalan’i Elià.
Malagasy Bible 1865
Nefa tsy lany ny koba tao amin'ny barika, ary tsy ritra ny diloilo tao amin'ny tavoara, araka ny tenin'i Jehovah izay nampilazainy an'i Elia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy lany ny koba tao amin’ny siny kely ary tsy ritra ny diloilo tao amin’ny tavoara, araka ny tenin’NY TOMPO izay nampilazainy an’i Elia.
malagasy
Nefa tsy lany ny koba tao amin'ny barika, ary tsy ritra ny diloilo tao amin'ny tavoara, araka ny tenin'i Jehovah izay nampilazainy an'i Elia.