1 Kings 17:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tatỳ aoriana dia narary ny zanak’ilay vehivavy tompon-trano, ary mafy indrindra ny aretiny ka efa tsy nisy fofonaina intsony ilay zaza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tatỳ aorian’izany kosa, nandraiki-narary ny zana-dravehivavy tompon-trano, ary mafy dia mafy ny aretina, ka efa tsy nisy fofon’aina intsony taminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fotoana vitsy taorian’izany, dia narary ny zanak’ilay vehivavy mpitondratena nampiantrano ny mpaminany. Mafy loatra anefa ny aretiny ka niafara tamin’ny fahafatesany izany.
Malagasy Bible 1865
Ary nony afaka izany, dia narary ny zana-dravehivavy tompon-trano, ary mafy indrindra ny aretiny, ka efa tsy nisy fofonaina intsony izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tatỳ aoriana dia narary ny zanak’ilay vehivavy tompon-trano, ary mafy indrindra ny aretiny ka efa tsy nisy fofonaina intsony ilay zaza.
malagasy
Ary nony afaka izany, dia narary ny zana-dravehivavy tompon-trano, ary mafy indrindra ny aretiny, ka efa tsy nisy fofonaina intsony izy.