1 Kings 17:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary tonga taminy ny tenin’NY TOMPO hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia tonga tamin’i Elia ny tenin’i Iaveh nanao hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nisy tenin’ny TOMPO tamin’i Elià nanao hoe:
Malagasy Bible 1865
Ary ny tenin'i Jehovah tonga taminy nanao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary tonga taminy ny tenin’NY TOMPO hoe:
malagasy
Ary ny tenin'i Jehovah tonga taminy nanao hoe: