1 Kings 17:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niampatra intelo tamin’ny zaza izy sady nitaraina tamin’NY TOMPO hoe: TOMPO Andriamanitro ô, mifona aminao aho, aoka hody aminy indray ny ain’ity zaza ity!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary niampatra intelo tamin’ny zaza izy, sady niantso an’i Iaveh nanao hoe: «Iaveh Andriamanitra ô! mifona aminao re aho, mba ampodio aminy indray ny ain’ity zaza ity!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niampatra intelo teo amin’ny zaza izy sady nitalaho mafy tamin’ny TOMPO hoe: –Ry TOMPO Andriamanitro ô, mitalaho aminao aho mba hamelomanao indray ity zaza ity.
Malagasy Bible 1865
Dia niampatra intelo tamin'ny zaza izy sady nitaraina tamin'i Jehovah hoe: Jehovah Andriamanitro ô, mifona aminao aho, aoka hody aminy indray ny ain'ity zaza ity.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niampatra intelo tamin’ny zaza izy sady nitaraina tamin’NY TOMPO hoe: TOMPO Andriamanitro ô, mifona aminao aho, aoka hody aminy indray ny ain’ity zaza ity!
malagasy
Dia niampatra intelo tamin'ny zaza izy sady nitaraina tamin'i Jehovah hoe: Jehovah Andriamanitro ô, mifona aminao aho, aoka hody aminy indray ny ain'ity zaza ity.