1 Kings 17:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary NY TOMPO nihaino ny feon’i Elia ka nody taminy indray ny ain’ilay zaza ary velona izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nohenoin’i Iaveh ny feon’i Elia, ka nody taminy indray ny ain’ilay zaza, dia tonga velona indray izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nohenoin’ny TOMPO ny vavak’i Elià, dia niverina taminy indray ny ain’ny zaza ka velona soa aman-tsara izy.
Malagasy Bible 1865
Ary Jehovah nihaino ny feon'i Elia, dia nody taminy indray ny ain'ny zaza, ka dia velona izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary NY TOMPO nihaino ny feon’i Elia ka nody taminy indray ny ain’ilay zaza ary velona izy.
malagasy
Ary Jehovah nihaino ny feon'i Elia, dia nody taminy indray ny ain'ny zaza, ka dia velona izy.