1 Kings 17:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy Ravehivavy tamin’i Elia: Ankehitriny dia fantatro fa lehilahin’Andriamanitra tokoa ianao, ary marina ny tenin’NY TOMPO aloaky ny vavanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hoy ravehivavy tamin’i Elia: «Fantatro amin’izao fa olon’Andriamanitra tokoa ianao, ka marina ny tenin’i Iaveh ao am-bavanao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy ravehivavy tamin’i Elià: –Fantatro izao fa olon’Andriamanitra tokoa ianao ary miteny amin’ny alalanao marina ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy ravehivavy tamin'i Elia: Ankehitriny izao dia fantatro fa lehilahin'Andriamanitra tokoa ianao, ary marina ny tenin'i Jehovah aloaky ny vavanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy Ravehivavy tamin’i Elia: Ankehitriny dia fantatro fa lehilahin’Andriamanitra tokoa ianao, ary marina ny tenin’NY TOMPO aloaky ny vavanao.
malagasy
Ary hoy ravehivavy tamin'i Elia: Ankehitriny izao dia fantatro fa lehilahin'Andriamanitra tokoa ianao, ary marina ny tenin'i Jehovah aloaky ny vavanao.