1 Kings 17:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mialà teto ianao, dia mankanesa any atsinanana, ary miere any anilan’ny renirano Kerita, izay any atsinanan’i Jordana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Mialà eto ianao, ka mandehana miantsinanana, ary miere ao amin’ny ranon-driaka Karita, tandrifin’i Jordany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Mialà eto ianao ka mizora miantsinanana ary miere any akaikin’ny riakan’i Kerita, any atsinanan’i Jôrdàna.
Malagasy Bible 1865
Mialà eto ianao, dia miantsinanàna ka miere any anilan'ny renirano Kerita, izay any atsinanan'i Jordana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mialà teto ianao, dia mankanesa any atsinanana, ary miere any anilan’ny renirano Kerita, izay any atsinanan’i Jordana.
malagasy
Mialà eto ianao, dia miantsinanàna ka miere any anilan'ny renirano Kerita, izay any atsinanan'i Jordana.