1 Kings 17:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa ny renirano no hisotroanao, ary ny goaika dia efa nodidiako hamelona anao any.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny rano eo an-dranon-driaka no hisotroanao, ary goaika no efa nodidiako hamelona anao any.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Io riaka io no hisotroanao rano any, ary Izaho hanome baiko ny goaika hitondra sakafo ho anao.
Malagasy Bible 1865
Koa ny renirano no hisotroanao, ary ny goaika efa nodidiako hamelona anao any.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa ny renirano no hisotroanao, ary ny goaika dia efa nodidiako hamelona anao any.
malagasy
Koa ny renirano no hisotroanao, ary ny goaika efa nodidiako hamelona anao any.