1 Kings 17:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia lasa izy ka nanatanteraka ny tenin’NY TOMPO; nandeha izy ka nitoetra teo anilan’ny renirano Kerita any atsinanan’i Jordana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niainga izy ary nanao araka ny tenin’i Iaveh, ka lasa nonina tao amin’ny ranon-driaka Karita, tandrifin’i Jordany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia notanterahin’i Elià izay nolazain’ny TOMPO taminy, ka lasa izy nipetraka tany akaikin’ny riakan’i Kerita.
Malagasy Bible 1865
Dia lasa izy ka nanao araka ny tenin'i Jehovah; fa nandeha izy ka nititra teo anilan'ny renirano Kerita any atsinanan'i Jordana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia lasa izy ka nanatanteraka ny tenin’NY TOMPO; nandeha izy ka nitoetra teo anilan’ny renirano Kerita any atsinanan’i Jordana.
malagasy
Dia lasa izy ka nanao araka ny tenin'i Jehovah; fa nandeha izy ka nititra teo anilan'ny renirano Kerita any atsinanan'i Jordana.