1 Kings 17:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Goaika tokoa no nitondra mofo sy hena ho azy isa-maraina ary mofo sy hena isan-kariva, ary tamin’ny renirano no nisotroany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nitondran’ny goaika mofo sy hena isa-maraina izy, sy mofo sy hena isan-kariva, ary nisotro rano teo an-dranon-driaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary marain-tsy hariva dia nitondra mofo sy hena ho azy ny goaika, fa rano teo amin’ny riaka kosa no nisotroany.
Malagasy Bible 1865
Ary ny goaika nitondra mofo sy hena ho azy isa-maraina ary mofo sy hena isan-kariva, ary ny rano tamin'ny renirano no nisotroany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Goaika tokoa no nitondra mofo sy hena ho azy isa-maraina ary mofo sy hena isan-kariva, ary tamin’ny renirano no nisotroany.
malagasy
Ary ny goaika nitondra mofo sy hena ho azy isa-maraina ary mofo sy hena isan-kariva, ary ny rano tamin'ny renirano no nisotroany.