1 Kings 17:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony ela anefa dia ritra ny renirano noho ny tsy fisian’ny ranonorana tamin’ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony afaka kelikely anefa, dia ritra ny ranon-driaka, fa tsy nisy orana nilatsaka tamin’ny tany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa nony afaka kelikely dia ritra ilay riaka, satria tsy nisy orana nilatsaka tamin’ny tany.
Malagasy Bible 1865
Ary nony ela, dia ritra ny renirano noho ny tsi-fisian'ny ranonorana tamin'ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony ela anefa dia ritra ny renirano noho ny tsy fisian’ny ranonorana tamin’ny tany.
malagasy
Ary nony ela, dia ritra ny renirano noho ny tsi-fisian'ny ranonorana tamin'ny tany.