1 Kings 17:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia tonga taminy ny tenin’NY TOMPO hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka tonga taminy ny tenin’i Iaveh, ka nanao hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nisy tenin’ny TOMPO tamin’i Elià nanao hoe:
Malagasy Bible 1865
Ary ny tenin'i Jehovah tonga taminy ka nanao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia tonga taminy ny tenin’NY TOMPO hoe:
malagasy
Ary ny tenin'i Jehovah tonga taminy ka nanao hoe: