1 Kings 18:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa ankehitriny, hoy ianao: Andeha, lazao amin’ny tomponao hoe: Injao, atsy i Elia!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ianao anefa ity ankehitriny, manao hoe: Mandehana lazao amin’ny tomponao manao hoe: ao i Elia!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ankehitriny anefa dia asainao milaza amin’i Ahaba tompoko aho hoe: «Tonga ao i Elià!»
Malagasy Bible 1865
Ary ankehitriny hoy ianao: Andeha, lazao amin'ny tomponao hoe: Injao, atsy Elia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa ankehitriny, hoy ianao: Andeha, lazao amin’ny tomponao hoe: Injao, atsy i Elia!
malagasy
Ary ankehitriny hoy ianao: Andeha, lazao amin'ny tomponao hoe: Injao, atsy Elia.