1 Kings 18:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa ankehitriny, hoy ianao: Andeha, lazao amin’ny tomponao hoe: Injao, atsy i Elia! Dia hamono ahy i Ahaba!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ianao anefa ity ankehitriny manao hoe: Mandehana ilazao ny tomponao fa hoe: Ao i Elia, ka dia hovonoiny aho.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ankehitriny anefa dia asainao milaza amin’i Ahaba aho hoe: «Tonga ao i Elià!» Koa hovonoiny ho faty tokoa aho.
Malagasy Bible 1865
Nefa ankehitriny hoy ianao: Andeha, lazao amin'ny tomponao hoe: Injao, atsy Elia; dia hamono ahy Ahaba.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa ankehitriny, hoy ianao: Andeha, lazao amin’ny tomponao hoe: Injao, atsy i Elia! Dia hamono ahy i Ahaba!
malagasy
Nefa ankehitriny hoy ianao: Andeha, lazao amin'ny tomponao hoe: Injao, atsy Elia; dia hamono ahy Ahaba.