1 Kings 18:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy anefa i Elia: Raha velona koa Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, izay tompoiko, dia hiseho amin’i Ahaba tokoa aho anio.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy kosa i Elia: «Velona i Iavehn’ny tafika izay itoerako eo anatrehany! Anio aho hiseho eo anatrehan’i Akaba.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy i Elià hoe: –Velona Andriamanitra TOMPOn’izao rehetra izao, dia ilay Andriamanitra tompoiko, koa hizingiziniko fa hiseho amin’i Ahaba tokoa aho anio.
Malagasy Bible 1865
Fa hoy Elia: Raha velona koa Jehovah, Tompon'ny maro, Izay itsanganako eo anatrehany, dia hiseho aminy tokoa aho anio.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy anefa i Elia: Raha velona koa Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, izay tompoiko, dia hiseho amin’i Ahaba tokoa aho anio.
malagasy
Fa hoy Elia: Raha velona koa Jehovah, Tompon'ny maro, Izay itsanganako eo anatrehany, dia hiseho aminy tokoa aho anio.