1 Kings 18:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia lasa i Obadia nitsena an’i Ahaba ka nilaza taminy. Ary nandeha hitsena an’i Elia i Ahaba.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Lasa nitsena an’i Akaba i Abdiasa sy nilaza ny vaovao taminy, ka dia nankeo anatrehan’i Elia i Akaba.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia lasa nitsena an’i Ahaba i Hôbadià ka nanao tatitra taminy; ary lasa nitsena an’i Elià i Ahaba.
Malagasy Bible 1865
Dia lasa Obadia nitsena an'i Ahaba ka nilaza taminy; ary Ahaba nandeha hitsena an'i Elia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia lasa i Obadia nitsena an’i Ahaba ka nilaza taminy. Ary nandeha hitsena an’i Elia i Ahaba.
malagasy
Dia lasa Obadia nitsena an'i Ahaba ka nilaza taminy; ary Ahaba nandeha hitsena an'i Elia.