1 Kings 18:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony hitan’i Ahaba i Elia dia hoy izy taminy: Hay! Tonga etỳ ianao, ry ilay mpampidi-doza amin’ny Israely!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Vao nahita an’i Elia i Akaba dia hoy i Akaba taminy hoe: «Atỳ va ianao, ry ilay mpanakorontana an’i Israely?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa hitan’i Ahaba i Elià, dia nilazany hoe: –Hay! Tonga ianao, ry ilay mpitondra loza amin’i Israely!
Malagasy Bible 1865
Ary nony hitan'i Ahaba Elia, dia hoy izy taminy: Hay! tonga etỳ ianao, ry ilay mampidi-doza amin'ny Isiraely!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony hitan’i Ahaba i Elia dia hoy izy taminy: Hay! Tonga etỳ ianao, ry ilay mpampidi-doza amin’ny Israely!
malagasy
Ary nony hitan'i Ahaba Elia, dia hoy izy taminy: Hay! tonga etỳ ianao, ry ilay mampidi-doza amin'ny Isiraely!