1 Kings 18:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niainga i Elia hiseho amin’i Ahaba. Mafy ny mosary tany Samaria.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niainga i Elia hiseho eo anatrehan’i Akaba. Mafy ny mosary tao Samaria,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia lasa i Elià niseho tamin’i Ahaba. Namely mafy ny mosary tany Samaria,
Malagasy Bible 1865
Dia niainga Elia hiseho amin'i Ahaba. Ary mafy ny mosary tany Samaria.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niainga i Elia hiseho amin’i Ahaba. Mafy ny mosary tany Samaria.
malagasy
Dia niainga Elia hiseho amin'i Ahaba. Ary mafy ny mosary tany Samaria.