1 Kings 18:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nandefa iraka tany amin’ny Zanak’Israely rehetra i Ahaba ka namory ny mpaminany ho any amin’ny tendrombohitra Karmela.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia naniraka nankany amin’i Israely rehetra i Akaba sy namory ny mpaminany ho any an-tendrombohitra Karmela.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nampiantsoin’i Ahaba ho tonga ao an-tendrombohitr’i Karmela ny Israelita rehetra ary koa ireo mpaminany. Rehefa vory avokoa ny besinimaro,
Malagasy Bible 1865
Dia naniraka tany amin'ny Zanak'Isiraely rehetra Ahaba ka namory ny mpaminany ho any an-tendrombohitra Karmela.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nandefa iraka tany amin’ny Zanak’Israely rehetra i Ahaba ka namory ny mpaminany ho any amin’ny tendrombohitra Karmela.
malagasy
Dia naniraka tany amin'ny Zanak'Isiraely rehetra Ahaba ka namory ny mpaminany ho any an-tendrombohitra Karmela.