1 Kings 18:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Elia tamin’ny olona: Izaho dia izaho irery ihany no sisa amin’ny mpaminanin’NY TOMPO; fa ny mpaminanin’ny Baala kosa dia dimampolo sy efajato lahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Elia tamin’ny vahoaka: «Izaho irery no sisa amin’ny mpaminanin’i Iaveh, fa misy 450 kosa izy no mpaminanin’i Baala.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia hoy indray i Elià taminy: –Izaho irery sisa no mpaminanin’ny TOMPO, fa ny mpaminanin’i Bahala kosa misy 450 lahy.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Elia tamin'ny olona: Izaho dia izaho irery ihany no sisa amin'ny mpaminanin'i Jehovah; fa ny mpaminanin'i Bala kosa dia dimam- -polo amby efa-jato lahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Elia tamin’ny olona: Izaho dia izaho irery ihany no sisa amin’ny mpaminanin’NY TOMPO; fa ny mpaminanin’ny Baala kosa dia dimampolo sy efajato lahy.
malagasy
Dia hoy Elia tamin'ny olona: Izaho dia izaho irery ihany no sisa amin'ny mpaminanin'i Jehovah; fa ny mpaminanin'i Bala kosa dia dimam- -polo amby efa-jato lahy.