1 Kings 18:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia miantsoa ny anaran’ny andriamanitrareo ianareo, ary izaho kosa dia hiantso ny anaran’NY TOMPO. Izay andriamanitra mamaly amin’ny afo, Izy no Andriamanitra. Ary ny olona rehetra dia namaly hoe: Marina izany teny izany!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha efa izany kosa, hiantso ny Anaran’ny andriamanitrareo ianareo; izaho kosa hiantso ny Anaran’i Iaveh. Ka izay Andriamanitra mamaly amin’ny afo, dia izay no Andriamanitra.» Namaly avokoa ny vahoaka nanao hoe: «Tsara izany!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hiantso ny anaran’ny andriamanitrareo ianareo, fa izaho kosa hiantso ny anaran’ny TOMPO; koa izay mamaly vavaka amin’ny fandrehetana ny afo no ho tena Andriamanitra. Ary ny vahoaka rehetra namaly hoe: –Marina izany teny izany.
Malagasy Bible 1865
Ary miantsoa ny anaran'ny andriamanitrareo ianareo, ary izaho kosa hiantso ny anaran'i Jehovah; koa Izay Andriamanitra mamaly amin'ny afo, dia aoka Izy no ho Andriamanitra. Ary ny olona rehetra namaly hoe: Marina izany teny izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia miantsoa ny anaran’ny andriamanitrareo ianareo, ary izaho kosa dia hiantso ny anaran’NY TOMPO. Izay andriamanitra mamaly amin’ny afo, Izy no Andriamanitra. Ary ny olona rehetra dia namaly hoe: Marina izany teny izany!
malagasy