1 Kings 18:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony nitataovovonana ny andro dia nanesoeso azy i Elia hoe: Miantsoa mafy ihany, fa andriamanitra izy! Angamba varian-dresaka izy, na mbola mivoaka, na mbola nisy nalehany, na angamba matory izy ka mila hofohazina!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nitataovovonana ny andro, nesoesoin’i Elia teo izy ireo, nataony hoe: «Miantsoa mafy, fa andriamanitra moa izy, ka sao dia revo mandinika, na varian-javatra, na lasa nivahiny: matory angamba izy, ka dia hifoha.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny mitataovovonana dia naneso azy ireo i Elià hoe: –Antsoy mafy ihany fa andriamanitra izy, ka sao dia maro herehina na koa mbola varian-dresaka, na nisy dia nalehany, na koa matory angamba izy ka mila hofohazina.
Malagasy Bible 1865
Ary nony nitataovovonana ny andro, dia nanesoeso azy Elia ka nanao hoe: Miantsoa mafy ihany, fa andriamanitra izy; angamba sondrian-dresaka izy, na miavela, na nisy nalehany, na matory angaha izy ka tsy maintsy hofohazina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony nitataovovonana ny andro dia nanesoeso azy i Elia hoe: Miantsoa mafy ihany, fa andriamanitra izy! Angamba varian-dresaka izy, na mbola mivoaka, na mbola nisy nalehany, na angamba matory izy ka mila hofohazina!
malagasy