1 Kings 18:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niantso mafy indray ireo sady nitetika ny tenany tamin’ny sabatra sy ny lefona araka ny fanaony, hany ka loa-dra ny tenany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niantso mafy tokoa izy ireo sady nitetika ny tenany tamin’ny sabatra aman-defona araka ny fanaony mandra-piloa-dra ny tenany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niantso mafy indray ireo sady niteti-tena tamin’ny sabatra sy ny lefona mandra-pivoa-dra araka ny fanaony.
Malagasy Bible 1865
Dia niantso mafy indray ireo sady nitetika ny tenany araka ny fanaony amin'ny sabatra sy ny lefona mandra-pahaloa-drà tamin'ny tenany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niantso mafy indray ireo sady nitetika ny tenany tamin’ny sabatra sy ny lefona araka ny fanaony, hany ka loa-dra ny tenany.
malagasy
Dia niantso mafy indray ireo sady nitetika ny tenany araka ny fanaony amin'ny sabatra sy ny lefona mandra-pahaloa-drà tamin'ny tenany.