1 Kings 18:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary niantso an’i Obadia, izay lehiben’ny tao an-dapany, i Ahaba. Fa i Obadia dia natahotra NY TOMPO tokoa,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka nampiantso an’i Abdiasa lehiben’ny tranony i Akaba. Ary i Abdiasa kosa dia natahotra an’i Iaveh,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka niantso an’i Hôbadià filohan’ny lapa i Ahaba. Ary i Hôbadià dia fatra-panaja ny TOMPO;
Malagasy Bible 1865
Ary Ahaba niantso an'i Obadia, izay lehiben'ny tao an-dapany (Obadia dia natahotra an'i Jehovah tokoa,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary niantso an’i Obadia, izay lehiben’ny tao an-dapany, i Ahaba. Fa i Obadia dia natahotra NY TOMPO tokoa,
malagasy
Ary Ahaba niantso an'i Obadia, izay lehiben'ny tao an-dapany (Obadia dia natahotra an'i Jehovah tokoa,