1 Kings 18:30 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy amin’izay i Elia tamin’ny olona rehetra: Manatòna ahy! Dia nanatona azy ny olona rehetra. Namboatra ny alitaran’NY TOMPO izay rava aloha i Elia
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay i Elia vao nanao tamin’ny vahoaka hoe: «Manatòna ahy ianareo.» Nony nanatona azy ny vahoaka, dia namboariny ny ôtelin’i Iaveh izay efa voarava.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy i Elià tamin’ny vahoaka rehetra: –Manatòna ahy ianareo. Dia nanatona azy ny vahoaka rehetra. Rehefa izany, dia namboarin’i Elià ny alitaran’ny TOMPO izay efa rava,
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Elia tamin'ny olona rehetra: Manatona ahy. Dia nanatona azy ny olona rehetra. Ary Elia namboatra ny alitaran'i Jehovah izay efa rava
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy amin’izay i Elia tamin’ny olona rehetra: Manatòna ahy! Dia nanatona azy ny olona rehetra. Namboatra ny alitaran’NY TOMPO izay rava aloha i Elia
malagasy
Ary hoy Elia tamin'ny olona rehetra: Manatona ahy. Dia nanatona azy ny olona rehetra. Ary Elia namboatra ny alitaran'i Jehovah izay efa rava