1 Kings 18:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka naka vato roa amby folo, araka ny isan’ny fokon’ny zanak’i Jakoba izay niavian’ilay tenin’NY TOMPO hoe: Israely no anaranao;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Naka vato 12 i Elia, araka ny isan’ny fokon’ny zanak’i Jakôba, ilay niharan’ny tenin’i Iaveh hoe: «I Israely no ho anaranao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka naka vato 12 izy araka ny isan’ireo fokon’ny taranak’i Jakôba izay nitenenan’ny TOMPO hoe: «Israely no ho anaranao ».
Malagasy Bible 1865
ka naka vato roa ambin'ny folo, araka ny isan'ny firenen'ny zanak'i Jakoba, izay nihavian'ilay tenin'i Jehovah hoe: Isiraely no ho anaranao;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka naka vato roa amby folo, araka ny isan’ny fokon’ny zanak’i Jakoba izay niavian’ilay tenin’NY TOMPO hoe: Israely no anaranao;
malagasy
ka naka vato roa ambin'ny folo, araka ny isan'ny firenen'ny zanak'i Jakoba, izay nihavian'ilay tenin'i Jehovah hoe: Isiraely no ho anaranao;