1 Kings 18:33 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Avy eo izy dia nandahatra ny kitay hazo sady nandrasa ny vantotra ombilahy ka nametraka azy teo ambonin’ny kitay hazo
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia nalahany ny kitay hazo, noraisiny ny ombalahy, ka napetrany teo ambony kitay hazo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nalahany teo ambony alitara ny kitay, dia norasainy ny omby ka napetrany teo ambonin’ny kitay.
Malagasy Bible 1865
Ary nandahatra ny kitay hazo izy, dia nandrasa ny vantotr'ombilahy ka nametraka azy teo ambonin'ny kitay hazo,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Avy eo izy dia nandahatra ny kitay hazo sady nandrasa ny vantotra ombilahy ka nametraka azy teo ambonin’ny kitay hazo
malagasy
Ary nandahatra ny kitay hazo izy, dia nandrasa ny vantotr'ombilahy ka nametraka azy teo ambonin'ny kitay hazo,