1 Kings 18:35 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny rano dia niraraka nanodidina ny alitara ka feno rano koa hatramin’ilay hady kely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka nikorotsaka nanodina ny ôtely ny rano, dia nasainy nofenoina rano koa ny hady.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nikoriana nanodidina ny alitara ny rano ka nahafeno ny hady.
Malagasy Bible 1865
Ary ny rano nikorotsaka nanodidina ny alitara; ka nofenoiny rano koa ny hady kely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny rano dia niraraka nanodidina ny alitara ka feno rano koa hatramin’ilay hady kely.
malagasy
Ary ny rano nikorotsaka nanodidina ny alitara; ka nofenoiny rano koa ny hady kely.