1 Kings 18:37 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mihainoa ahy, mihainoa ahy, ry TOMPO ô, mba hahafantaran’ireto olona ireto fa Ianao TOMPO no Andriamanitra, ary Ianao no mampiverina ny fony indray!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mihainoa ahy, ry Iaveh ô, mihainoa ahy! mba hahafantaran’ity vahoaka ity, fa Ianao Iaveh Andriamanitra, ary Ianao ihany no mampiverina ny fon’izy ireo indray.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
TOMPO ô, mihainoa ahy mba hahafantaran’ireto vahoaka ireto fa Ianao TOMPO no tena Andriamanitra, ary Ianao ihany no mampiverina indray ny fony ho aminao.
Malagasy Bible 1865
Mihainoa ahy mihainoa ahy, Jehovah ô, mba hahafantaran'ireto olona ireto fa Hianao Jehovah no Andriamanitra, ary Hianao no mampiverina ny fony indray.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mihainoa ahy, mihainoa ahy, ry TOMPO ô, mba hahafantaran’ireto olona ireto fa Ianao TOMPO no Andriamanitra, ary Ianao no mampiverina ny fony indray!
malagasy
Mihainoa ahy mihainoa ahy, Jehovah ô, mba hahafantaran'ireto olona ireto fa Hianao Jehovah no Andriamanitra, ary Hianao no mampiverina ny fony indray.