1 Kings 18:38 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nilatsaka ny afon’NY TOMPO ka nandevona ny fanatitra dorana manontolo sy ny kitay hazo mbamin’ny vato sy ny vovoka sady nandritra ny rano tao amin’ilay hady kely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia latsaka tamin’izay ny afon’i Iaveh, ka nandoro ny sorona dorana, ny kitay hazo, ny vato, ny tany, ary ritrany ny rano tamin’ny hady!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nalatsaky ny TOMPO ny afo, ka nandoro ny sorona dorana manontolo sy ny kitay ary ny vato sy ny vovoka sady nandritra ny rano tao amin’ny hady.
Malagasy Bible 1865
Dia latsaka ny afon'i Jehovah ka nandevona ny fanatitra dorana sy ny kitay hazo sy ny vato ary ny vovoka sady nandritra ny rano tao amin'ny hady kely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nilatsaka ny afon’NY TOMPO ka nandevona ny fanatitra dorana manontolo sy ny kitay hazo mbamin’ny vato sy ny vovoka sady nandritra ny rano tao amin’ilay hady kely.
malagasy
Dia latsaka ny afon'i Jehovah ka nandevona ny fanatitra dorana sy ny kitay hazo sy ny vato ary ny vovoka sady nandritra ny rano tao amin'ny hady kely.