1 Kings 18:39 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha nahita izany ny olona rehetra dia niankohoka tamin’ny tany ary niteny hoe: NY TOMPO, Izy no Andriamanitra! NY TOMPO, Izy no Andriamanitra!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nahita izany ny vahoaka rehetra, dia niankohoka tamin’ny tany nanao hoe: «I Iaveh ihany no Andriamanitra, i Iaveh ihany no Andriamanitra!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha nahita izany ny Israelita rehetra, dia niankohoka nitehi-tany ka nanao hoe: «Ny TOMPO no tena Andriamanitra. Ny TOMPO no tena Andriamanitra!»
Malagasy Bible 1865
Ary raha nahita izany ny olona rehetra, dia niankohoka ka nanao hoe: Jehovah, Izy no Andriamanitra; Jehovah, Izy no Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha nahita izany ny olona rehetra dia niankohoka tamin’ny tany ary niteny hoe: NY TOMPO, Izy no Andriamanitra! NY TOMPO, Izy no Andriamanitra!
malagasy
Ary raha nahita izany ny olona rehetra, dia niankohoka ka nanao hoe: Jehovah, Izy no Andriamanitra; Jehovah, Izy no Andriamanitra.