1 Kings 18:41 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy i Elia tamin’i Ahaba: Miakara hihinana sy hisotro, fa ranonorambe izao misasasasa izao!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Elia tamin’i Akaba: «Miakara hihinana sy hisotro, fa injay reko ny fisasasasan’ny orana.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy i Elià tamin’i Ahaba: –Andeha mihinana sy misotro fa efa reko ny fivatravatran’ny orambe.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Elia tamin'i Ahaba: Miakara hihinana sy hisotro, fa misasasasa izato ny ranonorana be.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy i Elia tamin’i Ahaba: Miakara hihinana sy hisotro, fa ranonorambe izao misasasasa izao!
malagasy
Ary hoy Elia tamin'i Ahaba: Miakara hihinana sy hisotro, fa misasasasa izato ny ranonorana be.