1 Kings 18:42 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niakatra hihinana sy hisotro i Ahaba. Fa i Elia kosa dia niakatra ho eo an-tampon’i Karmela dia niankohoka tamin’ny tany, ary ny lohany nataony teo anelanelan’ny lohaliny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niakatra hihinana sy hisotro i Akaba, fa i Elia kosa niakatra ho any an-tampon’i Karmela, sady niondrika tandrifin’ny tany, no nanao ny tarehiny tao anelanelan’ny lohaliny,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nandeha hihinana sy hisotro i Ahaba; fa i Elià kosa nananika ny tampon’i Karmela, ary niankohoka nitehi-tany izy ka ny lohany nataony teo anelanelan’ny lohaliny.
Malagasy Bible 1865
Dia niakatra hihinana sy hisotro Ahaba. Fa Elia kosa niakatra ho eo an-tampon'i Karmela, dia niankohoka tamin'ny tany, ary ny lohany nataony teo anelanelan'ny lohaliny
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niakatra hihinana sy hisotro i Ahaba. Fa i Elia kosa dia niakatra ho eo an-tampon’i Karmela dia niankohoka tamin’ny tany, ary ny lohany nataony teo anelanelan’ny lohaliny.
malagasy
Dia niakatra hihinana sy hisotro Ahaba. Fa Elia kosa niakatra ho eo an-tampon'i Karmela, dia niankohoka tamin'ny tany, ary ny lohany nataony teo anelanelan'ny lohaliny