1 Kings 18:45 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nihamaizina ny lanitra noho ny rahona sy ny rivotra ka nisy ranonorambe. Dia niakatra tamin’ny kalesy i Ahaba ka nankany Jezirela.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Vetivety foana dia maintin’ny rahona sy ny rivotra ny lanitra, dia latsaka ny ranonoram-be ary i Akaba nitaingina ny kalesy ka niverina tany Jezrahela.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa raha nihamaintin-drahona ny lanitra sady nandrivotra be ny andro ary nilatsaka ny orambe, i Ahaba kosa nitaingina ny kalesiny ka lasa nankany Jizrehela.
Malagasy Bible 1865
Ary vetivety dia maintin'ny rahona sy ny rivotra ny lanitra, ka nisy ranonorana be. Ary Ahaba niakatra tamin'ny kalesy ka nankany Jezirela.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nihamaizina ny lanitra noho ny rahona sy ny rivotra ka nisy ranonorambe. Dia niakatra tamin’ny kalesy i Ahaba ka nankany Jezirela.
malagasy
Ary vetivety dia maintin'ny rahona sy ny rivotra ny lanitra, ka nisy ranonorana be. Ary Ahaba niakatra tamin'ny kalesy ka nankany Jezirela.Ary ny tànan'i Jehovah dia tao amin'i Elia, dia nisikina izy ka nihazakazaka teo alohan i Ahaba mandra-pahatongany tany Jezirela.