1 Kings 18:46 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny tanan’NY TOMPO dia tamin’i Elia ka nisikina izy ary nihazakazaka teo alohan’i Ahaba mandra-pahatongany tany Jezirela.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary teo amin’i Elia ny tanan’i Iaveh ka nisikina izy, dia nihazakazaka teo alohan’i Akaba, hatrany amin’ny fidirana any Jezrahela.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa nombàn’ny herin’ny TOMPO i Elià, koa namatotra fehikibo izy ary lasa nihazakazaka teo alohan’ny kalesin’i Ahaba mandra-pahatongany teo am-bavahadin’i Jizrehela.
Malagasy Bible 1865
Ary ny tànan'i Jehovah dia tao amin'i Elia, dia nisikina izy ka nihazakazaka teo alohan i Ahaba mandra-pahatongany tany Jezirela.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny tanan’NY TOMPO dia tamin’i Elia ka nisikina izy ary nihazakazaka teo alohan’i Ahaba mandra-pahatongany tany Jezirela.
malagasy
Ary ny tànan'i Jehovah dia tao amin'i Elia, dia nisikina izy ka nihazakazaka teo alohan i Ahaba mandra-pahatongany tany Jezirela.