1 Kings 18:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy i Ahaba tamin’i Obadia: Andeha mitety ny tany, hatrany amin’ny loharano rehetra sy hatrany amin’ny lohasahan-driaka rehetra; fa angamba hahita ahitra hamelomana ny soavaly sy ny ampondra isika ka mba tsy hisy hovonointsika ny biby fiompintsika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Akaba tamin’i Abdiasa: «Mandehana mitety ny tany, mankany amin’ny loharano aman-dranon-driaka rehetra, fa angamba hisy ahitra, ka hovelomintsika ny soavaly sy mole, ka tsy hamonoantsika ny biby fiompintsika.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka hoy i Ahàba tamin’i Hôbadià: –Andeha hotetezintsika ny tany hijerena ny loharano sy riaka rehetra, sao hahita ahitra ihany isika hamelomana ny soavaly sy ny boriky mba tsy hamonoana ny biby fiompintsika.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Ahaba tamin'i Obadia: Andeha mitety ny tany, dia hatrany amin'ny loharano rehetra sy hatrany amin'ny lohasahan-driaka rehetra; fa angamba hahita ahitra hamelomana ny soavaly sy ny ampondra isika, mba tsy hisy hovonointsika ny biby fiompintsika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy i Ahaba tamin’i Obadia: Andeha mitety ny tany, hatrany amin’ny loharano rehetra sy hatrany amin’ny lohasahan-driaka rehetra; fa angamba hahita ahitra hamelomana ny soavaly sy ny ampondra isika ka mba tsy hisy hovonointsika ny biby fiompintsika.
malagasy