1 Kings 18:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nizara lalana izy ka i Ahaba dia nandeha irery tamin’ny lalana iray, ary i Obadia koa nandeha irery tamin’ny lalana iray hafa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nizara dia, hitetezana ny tany, izy roa lahy: i Akaba moa nandeha samy irery tamin’ny lalana iray, i Abdiasa kosa nandeha samy irery tamin’ny lalana iray.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia notsinjarainy ny tany hotetezina, ka i Ahaba nandeha tany amin’ny lalany ary i Hôbadià kosa tamin’ny azy.
Malagasy Bible 1865
Dia nizara lalana izy, ka Ahaba nandeha tamin'ny lalana iray, ary Obadia kosa nandeha tamin'ny lalana iray.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nizara lalana izy ka i Ahaba dia nandeha irery tamin’ny lalana iray, ary i Obadia koa nandeha irery tamin’ny lalana iray hafa.
malagasy
Dia nizara lalana izy, ka Ahaba nandeha tamin'ny lalana iray, ary Obadia kosa nandeha tamin'ny lalana iray.