1 Kings 18:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy izy hoe: Eny, izaho ity. Andeha, lazao amin’ny tomponao hoe: Injao, atsy i Elia!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy ny navaliny azy: «Eny, izaho ity, mandehana ilazao ny tomponao fa hoe ao i Elia.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka novalian’i Elià hoe: –Eny, izaho ihany ity. Mandehana lazao amin’i Ahaba tomponao hoe: «Tonga ao i Elià!»
Malagasy Bible 1865
Ary izy namaly azy hoe: Eny, izaho ity, andeha, lazao amin'ny tomponao hoe: Injao, atsy Elia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy izy hoe: Eny, izaho ity. Andeha, lazao amin’ny tomponao hoe: Injao, atsy i Elia!
malagasy
Ary izy namaly azy hoe: Eny, izaho ity, andeha, lazao amin'ny tomponao hoe: Injao, atsy Elia.