1 Kings 18:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy anefa i Obadia: Inona no heloko, no anoloranao ny mpanomponao ho eo an-tanan’i Ahaba hamonoany ahy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy izy: «Inona no heloka nataoko no dia atolotrao eo an-tanan’i Akaba ity mpanomponao, hovonoiny?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy i Hôbadià: –Inona no ratsy nataoko no atolotrao ho eo an-tanan’i Ahaba aho mba hovonoiny ho faty?
Malagasy Bible 1865
Fa hoy Obadia: Inona no heloko, no anoloranao ny mpanomponao ho eo an-tànan'i Ahaba hamonoany ahy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy anefa i Obadia: Inona no heloko, no anoloranao ny mpanomponao ho eo an-tanan’i Ahaba hamonoany ahy?
malagasy
Fa hoy Obadia: Inona no heloko, no anoloranao ny mpanomponao ho eo an-tànan'i Ahaba hamonoany ahy?