1 Kings 19:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nolazain’i Ahaba tamin’i Jezebela izay rehetra nataon’i Elia, dia ny namonoany ny mpaminany rehetra tamin’ny sabatra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nolazain’i Akaba tamin’i Jezabela avokoa ny nataon’i Elia, sy ny namonoany ny mpaminany rehetra tamin’ny sabatra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Notantarain’i Ahaba tamin’i Jezebela avokoa izay nataon’i Elià, dia ny namonoany ho faty ny mpaminan’i Bahala rehetra tamin’ny sabatra.
Malagasy Bible 1865
Dia nolazain'i Ahaba tamin'i Jezebela izay rehetra nataon'i Elia, dia ny namonoany ny mpaminany rehetra tamin'ny sabatra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nolazain’i Ahaba tamin’i Jezebela izay rehetra nataon’i Elia, dia ny namonoany ny mpaminany rehetra tamin’ny sabatra.
malagasy
[Ny nandosiran'i Elia nankany an-efitra, sy ny nisehoan'Andriamanitra taminy tao Horeba, ary ny nanendrena an'i Elisa handimby azy] Dia nolazain'i Ahaba tamin'i Jezebela izay rehetra nataon'i Elia, dia ny namonoany ny mpaminany rehetra tamin'ny sabatra.