1 Kings 19:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanarakaraka ny horohoron-tany dia nisy afo; nefa NY TOMPO tsy tao amin’ny afo. Ary nanarakaraka ny afo dia nisy feo toy ny rivotra nitsoka malefaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanarakaraka ny horohoron-tany nisy afo koa, nefa tsy tao amin’ny afo i Iaveh. Ary nanarakaraka ny afo nisy fizozozozo malefaka sy malemy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Taorian’ny horohorontany dia nisy afo; nefa tsy tao amin’ny afo ny TOMPO. Ary nanarakaraka ny afo, dia nisy ritsoka malefaka.
Malagasy Bible 1865
ary manarakaraka ny horohorontany nisy afo; nefa Jehovah tsy tao amin'ny afo; ary manarakaraka ny afo nisy feo nitsoka malemy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanarakaraka ny horohoron-tany dia nisy afo; nefa NY TOMPO tsy tao amin’ny afo. Ary nanarakaraka ny afo dia nisy feo toy ny rivotra nitsoka malefaka.
malagasy
ary manarakaraka ny horohorontany nisy afo; nefa Jehovah tsy tao amin'ny afo; ary manarakaraka ny afo nisy feo nitsoka malemy.